isosotsimifona | 17 Septambra, 2006 12:57
Ny firavonan'ny lasa sy ny ankehitriny hitsinjovana ny hoavy sy hiainana ny tsara fahiny
NY TENY (?) TSY VOASORATRA (?) HEVIDRAVINA ARY NY SORATRA (?) TSY HAHATAKARANA (?) NY HO AVY HEVIJAVONA, MIANTOMBOKA ILAY ADIMASIPANOHERANA (?) ILAY ZIOGA (?) RAISIM-POTSIN’IFISAVORITAHANA (mivavaka tsy ho tratra = famoizam-po = fanamarinantena) NOHON’NY MPIASA GASY JIOLAHY MANAN’ASA (?) MITSIRIRITRA (?) IREO NAHAZO FANAMBINANA (manankarena) MANAO TAKON-KENATRA AN’I JESO (mino fotsiny ihany)
Izay nafafy no jinjaina (?) ary ny tody (?) tsy nisy fa ny atao no miverina (?) ka izay nanevatevana (manambola tsy migadra = tsy fehezin’ny lalàna) no hamaizana (?) ankehitriny
Kidabo (?) hono aho fa saofera semi-remorque faikany toy ireo nanao ka tratra, telo taona ankehitriny ny “nanamparan’ny mahery (?)” ny fahefany tamin’ny nofoko nefa ny Teny tsy nananany fahefana (?) ka tsy an’asa (?) hatramin’izao ny tenako izay olona tia fihavanana (?) nefa raha miteny amin’izy ireo aho dia (?) “ady no alehan’ny sainy (?)”, tsy ny maty (?) any am-pasana anefa no “hanaovana fahagagana (?) na ny ambiroa no hitsangan-kidera (?) an’Andriamanitra fa Josefa (?) namidy ho andevo (?) lasa mpampianatra fahendrena ny loholona (?) ary ireo mahatoky hatramin’ny kely (tain’omby mivadika = Andriamanitra antampon’ny loha = fahamasinana) nolanjaina “efapolo taona tany an’efitra (?)” niaraka tamin’ny tranolain (?) Andriamanitra tao amin’Irariny (mana sahaza) sy Ihitsiny (hanina sahaza) hita ao amin’ny teniny (?) Salamo 128, Eklesiasistika 3
MIHAONA NY FAHADIOVAM-PO (Natanaela) SY NY HITSINY (Henamaso = Fanoharana) ARY MIFANDRAY TANANA NY RARINY (ny fanahy no mahaolona) SY NY FIHAVANANA (Fanetren-tena = Fanolorantena) KA MITSIMOKA AMIN’NY TANY NY MARINA (ny hery tsy mahaleo ny fanahy) MITSINJO NY RARINY (tsy manameloka ny tsy ampy fahalalana) ANY AMBONIN’NY LANITRA (Ilay teny tonga nofo) FONENAN’IREO MASINA MIARA-MANJAKA (144 000 vazimba ???) KA MITSINJO NY OLOMBELONA ETO ANTANY (ny ràn’ny razako no niofo ho nofoko = teniko)
Lioka 12 (1-12), (15), (20-21); 14 (7-24), (28-30), (35) ; 17 (12-19), 23 (54), 24 (11)
(tohiny)
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |